Mampahonena ilay dimbaka kely
Fa tsy mba toy ny zaza toa azy
Tsy mba nitia Tandrimo na Kanety
Fa nankafihy ny fangala-pihery
(Fangala-pihery hafahafa)4
Ny azy ange
Nentiny ny Ankizivavy
Hianatra ny fangala-pihery
Kely dia nahay sahady
Ny kilalao tsy nisy mpijery
(Fa nankafihy fangala-pihery
Fangala-pihery hafahafa)2
Ny azy ange
Kely any izy,kely any izy a!
(Kely any izy dia efa Vetaveta be)2
(Fa nankafihy fangala-pihery
Fangala-pihery hafahafa)2
Ny azy ange!